« Continue Reading Fahendrena 13:1 in the Bible

Fahendrena 13:1

  1  Tena toetra adala ny an’ny olona rehetra tsy nahalala an’Andriamanitra, ka ny soa hita maso tsy nahaizany hahalala an’Ilay misy ho azy, ary ny fandinihana ny asa nataony tsy nahaizany hahafantatra an’ilay mpanao azy.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store