Joany 21:15
15 Nony avy nisakafo izy ireo, dia hoy i Jesoa tamin’i Simôna Piera: «Ry Simôna zanak’i Joany, moa tia Ahy mihoatra noho ireto va ianao?» Ka hoy ny navaliny Azy: «Eny, Tompoko, fantatrao fa tiako Ianao.» Dia hoy Izy taminy: «Fahano ny zanak’ondriko.»
Malagasy - Roman Catholic Version Bible
brought to you by
© 2003 La Société Biblique Malgache
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store