2 Makabeo 2:32
32 fa izay tsy mikendry afa-tsy ny hanoratra ny fotopotony kosa, dia tokony homen-dalana mba tsy hanampò afa-tsy ny handahatra amin’ny teny fohy; fa tsy mba ny filazana feno ny zava-niseho no imasoany.
Malagasy - Roman Catholic Version Bible
brought to you by
© 2003 La Société Biblique Malgache
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store