2 Makabeo 2:2
2 tamin’ny nanolorany azy ny bokin’ny lalàna anankiray mba tsy hanadino ny didin’ny Tompo sy tsy hirebireby saina amin’ny fahitana ny sampy volamena sy volafotsy mbamin’ny ravaka itafian’ireny.
Malagasy - Roman Catholic Version Bible
brought to you by
© 2003 La Société Biblique Malgache
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store