« Continue Reading 1 Samoela 6:3 in the Bible

1 Samoela 6:3

  3  Ary hoy ny navaliny: «Raha mamerina ny Fiaran’ny Andriamanitr’i Israely ianareo, aza mamerina azy fotsiny, fa tsy maintsy ombanareo fanati-panonerana izy; amin’izay dia ho sitrana ianareo, ka ho fantatrareo ny tsy nialan’ny tanany taminareo».

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store