« Continue Reading Rômanina 6:19 in the Bible

Rômanina 6:19

  19  Miteny araka ny fiheveran'ny besinimaro aho noho ny halemenareo ara-nofo. Taloha dia nanolotra ny zavatra anisan'ny tenanareo ho mpanompon'ny fahalotoana sy ny tsy fanarahan-dalàna ianareo, ka tonga olona ratsy fanahy; toy izany koa ankehitriny, aoka ianareo hanolotra ny zavatra anisan'ny tenanareo saingy ho mpanompon'ny fahamarinana mba hanananareo toetra masina.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store