Rômanina 6:13

13Aoka ny zavatra anisan'ny tenanareo tsy hatolotrareo ny fahotana mba ho fiasana hoentiny hanao ny ratsy. Fa atolory an'Andriamanitra ny tenanareo toy ny olona efa maty no velona indray, ary atolory an'Andriamanitra ireo zavatra anisan'ny tenanareo mba ho fiasana hoentiny hanao ny marina.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1370 Languages.

Learn More