Apôkalipsin’i 7:9

9Taorian'izany, dia indreo hitako nisy olona betsaka tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena sy ny fokom-pirenena ary ny vahoaka mbamin'ny olona samy hafa fiteny rehetra, niakanjo fotsy lava sy nitana sampan-drofia teny an-tanany. Nijoro teo anoloan'ny sezafiandrianana sy ny Zanakondry ireo,

Share this Verse:

FREE!

One App.
989 Languages.

Learn More