Apôkalipsin’i 7:15

15Noho izany, dia mitoetra eo anoloan'ny sezafiandrianan'Andriamanitra izy ireo ka manompo an'Andriamanitra andro aman'alina ao an-tempoliny; ary Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana dia hiara-monina aminy ka hiaro azy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1370 Languages.

Learn More