« Continue Reading Apôkalipsin’i 20:4 in the Bible

Apôkalipsin’i 20:4

  4  Dia hitako nisy sezafiandrianana maro, izay nipetrahan'olona nomem-pahefana hitsara. Ary hitako ny fanahin'ireo notapahin-doha satria nitana ny hafatra nijoroan'i Jesoa ho vavolombelona sy nitory ny tenin'Andriamanitra: tsy mba nivavaka tamin'ny biby na tamin'ny sarin'ny biby ireo, sady tsy mba nandray ny marik'ilay biby teo amin'ny handriny na teo amin'ny tanany; efa velona ireo ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store