Apôkalipsin’i 20:3

3sy natsipiny tao amin'ny hantsambe. Dia nohidian'ilay anjely ny hantsambe ary nasiany tombokase teo amboniny, mba tsy hahazoan'ny dràgona mamitaka ireo firenena intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona; fa tsy maintsy hovahana mandritra ny fotoana fohifohy izy aorian'izany.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More