Apôkalipsin’i 20:12
12 Ary hitako ny maty rehetra, na ny lehibe na ny kely, tafajoro teo anoloan'io sezafiandrianana io. Dia nisy horonamboky maro novelarina; ary nisy horonamboky iray hafa koa novelarina, dia ilay horonamboky mirakitra ny lisitr'ireo hanana ny fiaina-maharitra mandrakizay; ka tamin'ny zavatra voasoratra tao anatin'ireo horonamboky ireo no nitsarana ny maty rehetra, araka ny asany avy.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store