Apôkalipsin’i 14:8
8 Nanaraka an'io dia nisy anjely faharoa nanao hoe: "Rava, rava i Babilôna lehibe, izay nampisotro ny firenena rehetra tamin'ny divainy, dia ny divain'ny fijangajangàny mihoa-pampana!"
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store