Apôkalipsin’i 14:6

6Ary hitako nisy anjely anankiray hafa koa nanidina teny amin'ny habakabaka farany ambony. Io anjely io dia nanana hafatra soa maharitra mandrakizay hotorîny amin'izay monina ambonin'ny tany, dia amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena mbamin'ny olona samy hafa fiteny sy ny vahoaka isan-tokony;

Share this Verse:

FREE!

One App.
1536 Languages.

Learn More