Apôkalipsin’i 14:4
4 Ireo no tsy nandoto tena tamin'ny fomban-tsampy, satria madio toetra. Ireo no mpanaraka ny Zanakondry na aiza na aiza alehany. Ireo no efa navotana avy tamin'ny olona, mba ho santa-bokatra atolotra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanakondry.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store