« Continue Reading Apôkalipsin’i 14:18 in the Bible

Apôkalipsin’i 14:18

  18  Ary nisy anjely anankiray hafa koa nipoitra avy teo amin'ny alitara, dia anjely manam-pahefana amin'ny afo. Niantso tamin'ny feo mahery izy ka nanao tamin'ilay anjely manana antsy maranitra fijinjana hoe: "Ampiasao ny antsy fijinjànao ka otoazy ny sampahom-boaloboka eny amin'ny tany; fa masaka tsara ny voalobony."

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store