Apôkalipsin’i 14:15

15Dia nisy anjely anankiray nivoaka avy tao amin'ny tempoly, sady niantso tamin'ny feo mahery ka nanao tamin'Ilay nipetraka teo ambony rahona hoe: "Ampiasao ny antsy fijinjànao, ka mijinjà; fa tonga ny taom-pijinjana, satria toy ny vokatra efa masaka dia masaka ny tany."

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More