Apôkalipsin’i 14:13
13 Ary reko nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: --Soraty izao: "Sambatra ireo maty, izay maty amin'ny fanompoana ny Tompo manomboka izao! Eny, hoy ny Fanahy Masina, aoka izy ireo hahazo fitoniana amin'ny fisasarany, fa ny asany manaraka azy."
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store