Apôkalipsin’i 1:9
9 I Jôhany havanareo aho. Tafaray amin'i Jesoa aho ka mpiombona anjara amin'ny fahoriany sy ny fanjakany ary ny faharetany miaraka aminareo. Napetraka tao amin'ny nosy antsoina hoe Pàtmo aho satria nitory ny tenin'Andriamanitra sy nitana ny hafatra nijoroan'i Jesoa ho vavolombelona.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store