« Continue Reading Apôkalipsin’i 1:4 in the Bible

Apôkalipsin’i 1:4

  4  Avy amiko Jôhany ireto taratasy ireto, ary mamangy ny Fiangonana fito ao amin'ny faritany Azia aho. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Ilay ankehitriny sy taloha ary avy; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny Fanahy Masina, ombàm-panomezana fito, Izay eo anoloan'ny sezafiandrianan'Andriamanitra;

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store