Filipianina 1:7

7Rariny tokoa ny iheverako anareo rehetra toy izany. Eny, entiko ato am-poko ianareo, satria mpiombona ny tombon-tsoa nomen'Andriamanitra ahy ianareo rehetra, na amin'izao maha voafonja ahy izao na fony aho nampandresy lahatra sy nanamafy orina ny Vaovao Mahafaly.

Share this Verse:

FREE!

One App.
859 Languages.

Learn More