« Continue Reading Filipianina 1:27 in the Bible

Filipianina 1:27

  27  Izao ihany: manàna fitondrantena mendrika ny Vaovao Mahafaly momba an'i Kristy. Ka amin'izany, tonga moa aho, dia hahita anareo; tsy tonga kosa, dia handre ny aminareo: ka ho fantatro fa miorina tsara amin'ny firaisam-panahy ianareo, sady miray fo miara-miezaka hampandroso ny finoana vokatry ny Vaovao Mahafaly.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store