Filipianina 1:1

1Avy amiko Paoly ity taratasy ity. Mamangy anareo vahoakan'Andriamanitra rehetra atỳ Filipy aho, dia ianareo efa tafaray amin'i Kristy Jesoa ary ao anatin'izany ireo mpitondra Fiangonana sy diakônina. Mamangy anareo koa i Timôty. Samy mpanompon'i Kristy Jesoa izahay.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More