Matio 21:31
31 Iza moa amin'izy mirahalahy no nanao ny sitrapon-drainy? Dia hoy ireo: --Ilay faharoa! Ary i Jesoa nanao tamin-dry zareo hoe: --Lazaiko marina aminareo fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy mpivarotena dia efa nialoha anareo ao amin'ny Fanjakàn'Andriamanitra.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store