Matio 19:29
29 Ary izay rehetra mahafoy trano na mpiray tampo na ray aman-dreny na zanaka na tany noho ny fitiavana Ahy dia hahazo injato henin'izany ary hanana anjara amin'ny fiaina-maharitra mandrakizay.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store