Matio 19:28

28Dia hoy i Jesoa tamin'ny mpianany: --Lazaiko marina aminareo fa rehefa hohavaozina tanteraka izao tontolo izao ka hipetraka eo amin'ny sezafiandrianany be voninahitra ny Zanak'olona, ianareo 12 lahy niaraka tamiko dia samy hipetraka amina sezafiandrianana mba hitsara ny foko 12 amin'i Israely.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More