Matio 19:12
12 Eny, misy olona tsy hanambady noho ny antony samihafa: ao ny tsy manambady, satria manan-kilema hatrany an-kibon-dreniny; ao ny tsy manambady, satria noterena hahazo takaitra; ary ao ny tsy manambady an-tsitrapo noho ny Fanjakàn'ny lanitra. Izay afa-mandray izany, aoka handray!
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store