« Continue Reading Matio 13:54 in the Bible

Matio 13:54

  54  ary nankany amin'ny tanàna nahabe Azy. Nampianatra ny olona tao amin'ny sinagôga i Jesoa, hany ka talanjona ry zareo sady loa-bolana hoe: --Avy taiza re no nahazoan'ilay io izany fahendrena izany sy nahavitany ireny asa mahagaga ireny?

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store