« Continue Reading Matio 12:45 in the Bible

Matio 12:45

  45  Lasa indray izy ka mitondra miaraka aminy fanahy fito ratsy kokoa noho ny tenany ary miara-miditra ao izy rehetra ka miorim-ponenana. Ny toetra hiafaran'izany olona izany dia hahatsiravina kokoa noho ny toetrany voalohany. Toy izany koa no hihatra amin'ny olona ratsy fanahy ankehitriny.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store