Matio 12:42

42Amin'ny andro fitsarana, dia hitsangana manoloana ny olona ankehitriny ilay mpanjakavavy avy any atsimo, ka hanameloka azy; fa niala avy any am-paran'ny tany izy mba hihaino ny fahendren'i Salômôna mpanjaka! Indro anefa misy mihoatra noho i Salômôna eto!

Share this Verse:

FREE!

One App.
1537 Languages.

Learn More