Matio 12:41

41Amin'ny andro fitsarana, dia hitsangana manoloana ny olona ankehitriny ireo mponina tao Ninive, ka hanameloka azy; fa niala tamin'ny toetra ratsy ireo mponina tao Ninive nony nandre ny toritenin'i Jônà! Indro anefa misy mihoatra noho i Jônà eto.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1537 Languages.

Learn More