Matio 12:32
32 Na iza na iza manao teny manohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa na iza na iza miteny manohitra ny Fanahy Masina dia tsy hahazo famelan-keloka na amin'izao fiainana izao na amin'ny fiainan-ko avy.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store