Matio 12:11

11Dia hoy i Jesoa taminy: --Aoka hatao hoe misy tsy manana afa-tsy ondry anankiray monja aminareo. Raha sendra latsaka any an-kady amin'ny andro sabata ilay ondry, moa tsy handeha ve ny tompony haka sy hanatsoaka azy tao androtr'iny ihany?

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More