« Continue Reading Matio 1:20 in the Bible

Matio 1:20

  20  Raha mbola nieritreritra izany izy, dia nisehoan' anjelin'ny Tompo tamin'ny nofy ka nilazany hoe: --Ry Jôsefa taranak'i Davida ô, aza matahotra ny hampakatra an'i Maria vadinao! Noho ny asan'ny Fanahy Masina tokoa no nampitoe-jaza azy.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store