Lioka 23:50

50Ary indro nisy lehilahy atao hoe Jôsefa, avy any Harimatia tanàna ao Jodea. Olona tsara fanahy sady marina ary fatra-piandry ny Fanjakàn'Andriamanitra izany lehilahy izany, anisan'ny mpitsara ambony amin'ny Jiosy saingy tsy mba niombon-kevitra sy tetika tamin'ireo namany.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More