Lioka 23:26
26 Ary raha nitondra an'i Jesoa hovonoina ireo miaramila, dia sendra an'i Simôna lehilahy sireneanina nody avy tany an-tsaha; notanany ralehilahy ka notereny hankeo aorian'i Jesoa, hanampy Azy hitondra ny hazofijaliana.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store