Lioka 22:47
47 Raha mbola miteny eo i Jesoa, dia indro nisy andian'olona tamy; ka ilay atao hoe Jodasy, anankiray amin'ny 12 lahy no lohalalana. Ary nanatona an'i Jesoa i Jodasy mba hanoroka Azy.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store