Jodà 1:7

7toy izany koa ny mponina tao Sôdôma sy Gômôra mbamin'ireo tanàna manodidina: nanao fitondrantena maloto izy ireo ary lasa nivarilavo amin'ny zavatra tsy tokony hatao, ka raiso ho fananarana satria afo maharitra mandrakizay no sazy mihatra aminy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1551 Languages.

Learn More