Jodà 1:4
4 Fa misy olona sasany tafiditra an-tsokosoko eo aminareo: dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fampianarana fitondrantena maloto, ka mandà an'i Jesoa Kristy, ilay Andrian-tokana sady Tompontsika. Hatry ny ela no efa voalazan'ny Soratra Masina mialoha ny fanamelohana hihatra amin'ireny olona ireny.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store