Jodà 1:3

3Ry hava-malala, teo am-piezahana mafy hanoratra ho anareo ny amin'ny famonjena iombonantsika aho no nisy nahatery ahy hanoratra aminareo, mba hampirisika anareo hikely aina hiaro ny finoana izay efa natolotra tanteraka tamin'ny vahoakan'Andriamanitra.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1537 Languages.

Learn More