Jodà 1:25

25Izy no Mpamonjy antsika amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompontsika. Eny, ho an'Andriamanitra tokana anie ny voninahitra sy ny laza ary ny fanjakana sy ny fahefana hatramy talohan'ny taona rehetra sy ankehitriny ary mandrakizay! Amen.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1554 Languages.

Learn More