Jodà 1:16
16 Ireo mpampianatra sandoka ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy lava, sady miaina araka ny filàndratsiny no miavonavom-piteny, ka mandoka olona mba hahazoany tombon-tsoa.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store