Jodà 1:12

12Ireo no mandrava ny firîndran'ny sakafom-pifankatiavana ataonareo, fa miara-mihinana aminareo tsy amin-tahotra sady mpiandry mamahan-tena. Toy ny rahona faohin-drivotra ireo ka tsy mahalatsaka orana; toy ny hazo fararano tsy misy voany sady voaongotra, ka indroa maty;

Share this Verse:

FREE!

One App.
1536 Languages.

Learn More