Jodà 1:11
11 Hahita loza ireo, fa nizotra tamin'ny lalana efa nizoran'i Kaina, nihitsoka tamin'ny hadisoana efa nahavoa an'i Balahàma mba hahazoana tamby, ary efa ringana tamin'ny fikomiana nataony toy ny naharingana an'i Kôrà.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store