Jodà 1:1

1Avy amiko Joda ity taratasy ity, dia izaho mpanompon'i Jesoa Kristy sady rahalahin'i Jakôba. Mamangy anareo voaantson'Andriamanitra aho, dia ianareo tiavin'Andriamanitra Ray sy tahiriziny ho an'i Jesoa Kristy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More