Joany 7:28

28Koa raha nampianatra tao an-kianjan'ny tempoly i Jesoa, dia niantso mafy hoe: --Izaho ve dia fantatrareo tokoa, ary fantatrareo tokoa ve ny ipoirako? Tsy avy amin'ny tenako no nahatongavako; fa azo antoka Ilay naniraka Ahy, saingy ianareo tsy mahalala Azy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More