Joany 15:5
5 Izaho no voaloboka; ianareo no sampana. Izay miray amiko hatrany, toy ny iraisako aminy, no mamokatra be; satria raha misaraka amiko ianareo, dia tsy afa-manao na inona na inona.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store