Hebrio 12:28

28Aoka àry isika hahay misaotra an'Andriamanitra noho isika mandray Fanjakana tsy azo hozongozonina. Izany fahaiza-misaotra Azy izany dia aoka hasehontsika amin'ny fanompoana sitrak'Andriamanitra, fanompoana ombàm-panajana sy fahatahorana;

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More