Hebrio 12:25

25Mitandrema àry! Aza manentsin-tadîny amin'izay miteny aminareo. Fa raha tsy afa-nandositra ireo nanentsin-tadîny tamin'ilay nilaza hafatr'Andriamanitra taminy teto an-tany, mainka fa isika raha miala amin'Ilay miteny amintsika avy any an-danitra.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More