« Continue Reading Hebrio 12:23 in the Bible

Hebrio 12:23

  23  ary koa ny Fiangonana ivorian'ireo zanaka malalan'Andriamanitra toa lahimatoany, dia ireo voasoratra anarana any an-danitra. Ny efa nohatoninareo dia Andriamanitra mpitsara ny olona rehetra ary koa ireo fanahin'ny olo-marina efa tonga lafatra.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store